Genesis 18:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hakana rano kely ianareo hanasana ny tongotrareo, ary aoka mba hiala sasatra kely eo am-pototry ny hazo ianareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa aoka hangalana rano kely ianareo, hanasana ny tongotrareo. Mialà sasatra eo am-pototr’ity hazo ity ianareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa aoka hakana rano kely hanasanareo tongotra, ka hiala sasatra eto am-pototr’ity hazo ity ianareo.
Malagasy Bible 1865
Aoka hangalana rano kely ianareo hanasana ny tongotrareo; ary aoka mba hiala sasatra kely eo am-pototry ny hazo ianareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hakana rano kely ianareo hanasana ny tongotrareo, ary aoka mba hiala sasatra kely eo am-pototry ny hazo ianareo!
malagasy
Aoka hangalana rano kely ianareo hanasana ny tongotrareo; ary aoka mba hiala sasatra kely eo am-pototry ny hazo ianareo;