Genesis 18:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha haingana i Abrahama nankany an-day tany amin’i Saraha ka niteny hoe: Faingàna ianao ka makà koba tsara toto intelon’ny famarana, dia fetafetao ka anamboary mofo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niverina faingana i Abrahama nankeo an-day amin’i Sarà ka nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa niverina faingana ho any an-day i Abrahama hilaza amin’i Sarà hoe: –Haingàna maka lafarinina tsara indrindra intelon’ny famarana ka manendasa mofo.
Malagasy Bible 1865
Dia nandeha faingana Abrahama nankany an-day tany amin'i Saraha ka nanao hoe: Faingana, makà koba tsara toto intelon'ny famarana; dia fetafetao ka ataovy mofo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha haingana i Abrahama nankany an-day tany amin’i Saraha ka niteny hoe: Faingàna ianao ka makà koba tsara toto intelon’ny famarana, dia fetafetao ka anamboary mofo.
malagasy
Dia nandeha faingana Abrahama nankany an-day tany amin'i Saraha ka nanao hoe: Faingana, makà koba tsara toto intelon'ny famarana; dia fetafetao ka ataovy mofo.