Genesis 18:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy telo lahy tamin’i Abrahama: Aiza i Saraha vadinao? Dia hoy izy: Indro, ao an-day izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany dia hoy ireo taminy: «Aiza i Sarà vadinao?» Hoy ny navaliny: «Ao an-day ao izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanontany izy telo lahy hoe: –Aiza i Sarà vadinao? Ka hoy ny navaliny azy: –Indro ao an-day izy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy telo lahy tamin'i Abrahama: Aiza Saraha vadinao? Ary hoy kosa izy: Indro, ao an-day izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy telo lahy tamin’i Abrahama: Aiza i Saraha vadinao? Dia hoy izy: Indro, ao an-day izy.
malagasy
Ary hoy izy telo lahy tamin'i Abrahama: Aiza Saraha vadinao? Ary hoy kosa izy: Indro, ao an-day izy.