Genesis 19:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nanatsotra ny tanany izy roa lahy vahiny dia nisintona an’i Lota hankao aminy ao an-trano ary nakatony ny varavarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naninjitra ny tanany anefa izy roa lahy, ka i Lôta nosintoniny hankao aminy ao an-trano, dia nakatony ny varavarana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary naninji-tanana ireto anjely mba hampiditra an’i Lôta hankao an-trano ho eo akaikiny; ary nohidiany ny varavarana.
Malagasy Bible 1865
Fa naninjitra ny tànany izy roa lahy, dia nanintona an'i Lota hankao an-trano ho ao aminy, ka nakatony ny varavarana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nanatsotra ny tanany izy roa lahy vahiny dia nisintona an’i Lota hankao aminy ao an-trano ary nakatony ny varavarana.
malagasy
Fa naninjitra ny tànany izy roa lahy, dia nanintona an'i Lota hankao an-trano ho ao aminy, ka nakatony ny varavarana.