Genesis 19:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izy roa lahy dia nampahajambena ny mason’ireo lehilahy izay teo am-baravaran’ny trano, na kely na lehibe, ka sasa-poana nitady ny varavarana ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ry zareo tao am-baravaran’ny trano kosa nasiany fanjambana hatramin’ny kely ka hatramin’ny lehibe, ka sasa-poana nitady ny varavarana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ireo lehilahy teo am-baravaran’ny trano kosa nasiany fahajambana na ny kely na ny lehibe ka tsy nahita ny varavarana hidirana.
Malagasy Bible 1865
Dia nampanjambena ny mason'ny lehilahy izay teo am-baravaran'ny trano izy hatramin'ny kely ka hatramin'ny lehibe; ka dia sasa-poana nitady ny varavarana ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izy roa lahy dia nampahajambena ny mason’ireo lehilahy izay teo am-baravaran’ny trano, na kely na lehibe, ka sasa-poana nitady ny varavarana ireo.
malagasy
Dia nampanjambena ny mason'ny lehilahy izay teo am-baravaran'ny trano izy hatramin'ny kely ka hatramin'ny lehibe; ka dia sasa-poana nitady ny varavarana ireo.