Genesis 19:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vao maraina ny andro dia nandodona an’i Lota ireo anjely ka niteny hoe: Miaingà, ento ny vadinao sy ny zanakao roa vavy izay eto, fandrao ho voaringana koa ianao noho ny heloky ny tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao nangiran-dratsy ny andro, dia nododonan’ny Anjely i Lôta nataony hoe: Mitsangàna ianao, ento ny vadinao sy ireto zanakao roa vavy eto, fandrao dia maty ianao amin’ny loza hanasaziana ny tanàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha vao nangiran-dratsy ny andro, dia nandodona an’i Lôta ireto anjely ka nanao hoe: –Miaingà, ento ny vadinao sy ny zanakao roa vavy fandrao ho levona noho ny amin’ny fahotan’ity tanàna ity ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary nony maraina koa ny andro, dia nandodona an'i Lota ireo anjely ka nanao hoe: Miaingà, ento ny vadinao sy ny zanakao roa vavy izay eto, fandrao mba haringana ianao noho ny heloky ny tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vao maraina ny andro dia nandodona an’i Lota ireo anjely ka niteny hoe: Miaingà, ento ny vadinao sy ny zanakao roa vavy izay eto, fandrao ho voaringana koa ianao noho ny heloky ny tanàna.
malagasy
Ary nony maraina koa ny andro, dia nandodona an'i Lota ireo anjely ka nanao hoe: Miaingà, ento ny vadinao sy ny zanakao roa vavy izay eto, fandrao mba haringana ianao noho ny heloky ny tanàna.