Genesis 19:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Lota taminy: Aza atao an’izany, Tompo ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Lôta tamin’izy ireo: «Tsia, tompoko. Efa nahita fitia eo imasonao ihany ny mpanomponao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Lôta taminy: –Tsia, Tompoko, aza atao izany izahay!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Lota taminy: Aza an'izany, Tompo ô!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Lota taminy: Aza atao an’izany, Tompo ô!
malagasy
Ary hoy Lota taminy: Aza an'izany, Tompo ô!