Genesis 19:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Izy taminy: Indro, ekeko koa ny fangatahanao ny amin’izany zavatra izany ka tsy horavako io vohitra voalazanao io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy taminy: «Eny àry, ekeko ihany koa ny fangatahanao tsy handrava io tanàna lazainao io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ilay anjely anankiray hoe: –Eny àry, fa efa nekeko koa ny fangatahanao ka tsy hokasihiko ny tanàna izay voalazanao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy taminy: Indro, efa nekeko koa ianao tamin'izany zavatra izany, ka tsy horavako io vohitra nolazainao io.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Izy taminy: Indro, ekeko koa ny fangatahanao ny amin’izany zavatra izany ka tsy horavako io vohitra voalazanao io.
malagasy
Ary hoy izy taminy: Indro, efa nekeko koa ianao tamin'izany zavatra izany, ka tsy horavako io vohitra nolazainao io.