Genesis 19:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandehana haingana, mandosira ho ao, fa tsy mahazo manao na inona na inona Aho mandra-pahatonganao ao. Izany no nanaovana ny anaran’io tanàna io hoe: Zoara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mandehana faingana àry mandositra ao fa tsy afa-manao na inona na inona aho, raha tsy efa tonga ao ianao.» Izany no nanaovana ny anaran’io tanàna io hoe Segôra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandehana faingana miery ao, satria tsy afaka hanao na inona na inona aho ambara-pahatonganao ao. Izany no antony niantsoana io tanàna io hoe Tsôhara.
Malagasy Bible 1865
Mandehana faingana, mandosira ho ao; fa tsy mahazo manao na inona na inona aho mandra-pahatonganao ao. Izany no nanaovana ny anaran'ny tanàna hoe Zoara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandehana haingana, mandosira ho ao, fa tsy mahazo manao na inona na inona Aho mandra-pahatonganao ao. Izany no nanaovana ny anaran’io tanàna io hoe: Zoara.
malagasy
Mandehana faingana, mandosira ho ao; fa tsy mahazo manao na inona na inona aho mandra-pahatonganao ao. Izany no nanaovana ny anaran'ny tanàna hoe Zoara.