Genesis 19:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa niposaka tamin’ny tany ny masoandro raha tonga tao Zoara i Lota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niposaka tamin’ny tany ny masoandro, dia tonga tao Segôra i Lôta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa niposaka ny masoandro no tonga tao Tsôhara i Lôta.
Malagasy Bible 1865
Ary ny masoandro efa niposaka tamin'ny tany, raha tonga tao Zoara Lota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa niposaka tamin’ny tany ny masoandro raha tonga tao Zoara i Lota.
malagasy
Ary ny masoandro efa niposaka tamin'ny tany, raha tonga tao Zoara Lota.