Genesis 19:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandatsaka solifara sy afo avy tany an-danitra tamin’i Sodoma sy i Gomora NY TOMPO
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia nalatsak’i Iaveh tamin’i Sôdôma sy Gômôra ny afo sy solifara avy any amin’i Iaveh any an-danitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay indrindra ny TOMPO no nampidina afo sy solifara avy tany an-danitra handoroana an’i Sôdôma sy i Gômôra,
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah nandatsaka tamin'i Sodoma sy Gomora solifara sy afo, avy tamin'i Jehovah tany an-danitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandatsaka solifara sy afo avy tany an-danitra tamin’i Sodoma sy i Gomora NY TOMPO
malagasy
Ary Jehovah nandatsaka tamin'i Sodoma sy Gomora solifara sy afo, avy tamin'i Jehovah tany an-danitra,