Genesis 19:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka nandrava ireo tanàna, ny tany lemaka rehetra, ny mponina manontolo tao an-tanàna ary ny zavamaniry teo amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nandrava ireo tanàna ireo, mbamin’ny tany lemaka rehetra, sy ny mponina rehetra tamin’ny tanàna, ary ny zava-maniry rehetra teo amin’ny tany Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nandevona ireo tanàna ireo sy ny mponina rehetra tao aminy ary ny faritany manontolo sy ny zava-maniry rehetra tao aminy.
Malagasy Bible 1865
ka nandrava ireny tanàna ireny sy ny tany lemaka rehetra sy ny mponina rehetra tao an-tanàna ary ny zava-maniry teo amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka nandrava ireo tanàna, ny tany lemaka rehetra, ny mponina manontolo tao an-tanàna ary ny zavamaniry teo amin’ny tany.
malagasy
ka nandrava ireny tanàna ireny sy ny tany lemaka rehetra sy ny mponina rehetra tao an-tanàna ary ny zava-maniry teo amin'ny tany.