Genesis 19:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa nitodika tany aorianany ny vadin’i Lota ka tonga vongan-tsira mitsangana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niherika ny vadin’i Lôta, ka zary andry sira.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niherika tany aoriana kosa ny vadin’i Lôta ka nanjary andry vongan-tsira.
Malagasy Bible 1865
Fa ny vadin'i Lota niherika teo ivohony, dia tonga vongan-tsira mitsangana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa nitodika tany aorianany ny vadin’i Lota ka tonga vongan-tsira mitsangana.
malagasy
Fa ny vadin'i Lota niherika teo ivohony, dia tonga vongan-tsira mitsangana izy.