Genesis 19:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nifoha vao maraina i Abrahama ka nankany amin’ilay nijoroany teo anatrehan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nifoha maraina koa i Abrahama, dia nankany amin’ilay toerana nijanonany teo anatrehan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nifoha maraina i Abrahama nony ampitso, ka nankany amin’ny toerana nifanatrehany tamin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Dia nifoha maraina koa Abrahama ka nankany amin'ilay efa nijanonany teo anatrehan'i Jehovah;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nifoha vao maraina i Abrahama ka nankany amin’ilay nijoroany teo anatrehan’NY TOMPO.
malagasy
Dia nifoha maraina koa Abrahama ka nankany amin'ilay efa nijanonany teo anatrehan'i Jehovah;