Genesis 19:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitazana an’i Sodoma sy i Gomora ary ny tany lemaka rehetra izy ka hitany fa indro, niakatra ny setroky ny tany, tahaka ny setroky ny lafaoro lehibe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitazana nankany Sôdôma sy Gômôra mbamin’ny tany lemaka rehetra izy, ka nahita setroka niakatra avy amin’ny tany toy ny setroka avy amin’ny memy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha nitodika nijery an’i Sôdôma sy i Gômôra mbamin’ny velaram-paritany manontolo manodidina izy, dia nahita ny setroka niakatra avy ao amin’ny tany toy ny setroky ny lafaoro.
Malagasy Bible 1865
ary nitsinjo an'i Sodoma sy Gomora sy ny tany lemaka rehetra izy, dia nahita, ka, indro, niakatra ny setroky ny tany tahaka ny setroky ny lafaoro lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitazana an’i Sodoma sy i Gomora ary ny tany lemaka rehetra izy ka hitany fa indro, niakatra ny setroky ny tany, tahaka ny setroky ny lafaoro lehibe.
malagasy
ary nitsinjo an'i Sodoma sy Gomora sy ny tany lemaka rehetra izy, dia nahita, ka, indro, niakatra ny setroky ny tany tahaka ny setroky ny lafaoro lehibe.