Genesis 19:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny nandravan’Andriamanitra ny tanàna tany amin’ny tany lemaka dia nahatsiaro an’i Abrahama Andriamanitra ka noentiny niala avy tao afovoan’ny loza i Lota, rehefa nandrava ny tanàna izay nonenan’i Lota izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahatsiaro an’i Abrahama Andriamanitra raha nandrava ny tanàna teo amin’ny tany lemaka, ka nanafaka an’i Lôta tamin’ny fikorontanana izy, nony nanakorontana ny tanàna nonenan’i Lôta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony noravan’Andriamanitra ireo tanàna tamin’ny faritany nipetrahan’i Lôta, dia nahatsiaro an’i Abrahama Izy ka namela an’i Lôta hiala tao amin’ny lozam-paharavana.
Malagasy Bible 1865
Ary raha noravan'Andriamanitra ny tanàna tany amin'ny tany lemaka, dia nahatsiaro an'i Abrahama Andriamanitra ka namoaka an'i Lota hiala teo afovoan'ny horavana, tamin'ny nandravany ny tanàna izay nonenan'i Lota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny nandravan’Andriamanitra ny tanàna tany amin’ny tany lemaka dia nahatsiaro an’i Abrahama Andriamanitra ka noentiny niala avy tao afovoan’ny loza i Lota, rehefa nandrava ny tanàna izay nonenan’i Lota izy.
malagasy