Genesis 19:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny vavimatoa tamin’ny zandriny: Efa antitra izao raintsika, ary tsy misy lehilahy etỳ ambonin’ny tany hanambady antsika araka ny fanaon’ny tany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ilay zokiny tamin’ny zandriny: «Efa antitra ity ny raintsika, nefa amin’ity tany ity tsy misy lehilahy handeha amintsika, araka ny fanaon’ny tany rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro, dia hoy ilay zokiny tamin-jandriny: –Antitra ity ny raintsika, ary tsy misy lehilahy eto amin’ny faritany mba hanambady antsika araka ny fanaon’ny tany rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny vavimatoa tamin'ny zandriny: Efa antitra izao raintsika, ary tsy misy lehilahy ambonin'ny tany hanambady antsika araka ny fanaon'ny tany rehetra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny vavimatoa tamin’ny zandriny: Efa antitra izao raintsika, ary tsy misy lehilahy etỳ ambonin’ny tany hanambady antsika araka ny fanaon’ny tany rehetra.
malagasy
Ary hoy ny vavimatoa tamin'ny zandriny: Efa antitra izao raintsika, ary tsy misy lehilahy ambonin'ny tany hanambady antsika araka ny fanaon'ny tany rehetra;