Genesis 19:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa andeha hampisotrointsika divay ny raintsika, dia handry aminy isika mba hananantsika taranaka avy amin’ny raintsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka handeha hampisotrointsika divay ny raintsika, dia handry aminy isika, mba hananantsika fara aman-dimby, avy amin’ny raintsika.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, andeha hampisotrointsika divay ny raintsika, dia handry aminy isika ka hanan-taranaka avy amin’ny raintsika.
Malagasy Bible 1865
andeha hampisotrointsika divay ny raintsika dia handry aminy isika hananantsika fara avy amin'ny raintsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa andeha hampisotrointsika divay ny raintsika, dia handry aminy isika mba hananantsika taranaka avy amin’ny raintsika.
malagasy
andeha hampisotrointsika divay ny raintsika dia handry aminy isika hananantsika fara avy amin'ny raintsika.