Genesis 19:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampisotroiny divay ny rainy tamin’iny alina iny; dia niditra ny vavimatoa ka nandry tamin’ny rainy; kanefa izy io dia tsy nahafantatra izay nandriany, na izay nifohazany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny alin’izay ihany, dia nampisotroiny divay tokoa irainy, ka niditra nandry tao amin-drainy ilay zokiny; tsy nisy hitany anefa, na ny nandrian-janany na ny niarenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampisotroin’izy roa divay ny rainy ny alin’io, ary avy ilay zokiny ka nandry tamin-drainy; nefa tsy fantatr’i Lôta mihitsy izay nandrian-drazazavavy na izay nifohazany.
Malagasy Bible 1865
Dia nampisotroiny divay ny rainy tamin'iny alina iny dia niditra ny vavimatoa ka nandry tamin-drainy; ary izy tsy nahafantatra izay nandriany na izay nifohazany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampisotroiny divay ny rainy tamin’iny alina iny; dia niditra ny vavimatoa ka nandry tamin’ny rainy; kanefa izy io dia tsy nahafantatra izay nandriany, na izay nifohazany.
malagasy
Dia nampisotroiny divay ny rainy tamin'iny alina iny dia niditra ny vavimatoa ka nandry tamin-drainy; ary izy tsy nahafantatra izay nandriany na izay nifohazany.