Genesis 19:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ampitson’iny dia hoy ny vavimatoa tamin’ny zandriny: Indro, efa nandry tamin’ny raintsika aho alina; aoka hampisotrointsika divay indray izy anio alina, dia midira ianao ka mandria aminy hananantsika taranaka avy amin’ny raintsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ampitso, dia hoy ilay zokiny tamin’ny zandriny: «Efa nandry tamin’i dada aho alina, ka handeha indray hampisotrointsika divay izy, anio alina, dia mandehana mandry aminy ianao, mba hananantsika fara mandimby avy amin’ny raintsika.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony ampitso dia hoy ilay zokiny tamin-jandriny: –Indro efa nandry tamin’ny raiko aho halina! Andeha hampisotrointsika divay indray izy anio alina, dia tongava ianao handry aminy, dia hamelona taranaka avy amin’ny raintsika isika.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ampitson'iny dia hoy ny vavimatoa tamin'ny zandriny: Indro, efa nandry tamin'ny raintsika aho halina; aoka hampisotrointsika divay indray izy anio alina, dia midìra ianao ka mandria aminy hananantsika fara avy amin'ny raintsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ampitson’iny dia hoy ny vavimatoa tamin’ny zandriny: Indro, efa nandry tamin’ny raintsika aho alina; aoka hampisotrointsika divay indray izy anio alina, dia midira ianao ka mandria aminy hananantsika taranaka avy amin’ny raintsika.
malagasy