Genesis 19:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampisotroiny divay indray ny rainy tamin’iny alina iny; dia nitsangana ilay zandriny ka nandry taminy; ary tsy nahafantatra ihany koa izay nandriany izy, na izay nifohazany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny alin’iny ihany dia nampisotroiny divay indray ny rainy, ka niditra nandry taminy ilay zandriny, tsy misy hitany anefa na izay nandriany na izay niarenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampisotroiny divay indray ny rainy tamin’iny alina iny, ary avy ilay zandriny ka nandry taminy; nefa tsy fantatr’i Lôta mihitsy izay nandrian-drazazavavy na izay nifohazany.
Malagasy Bible 1865
Dia nampisotroiny divay indray ny rainy tamin'iny alina iny; dia nitsangana ilay zandriny ka nandry taminy; ary izy tsy nahafantatra izay nandriany, na izay nifohazany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampisotroiny divay indray ny rainy tamin’iny alina iny; dia nitsangana ilay zandriny ka nandry taminy; ary tsy nahafantatra ihany koa izay nandriany izy, na izay nifohazany.
malagasy
Dia nampisotroiny divay indray ny rainy tamin'iny alina iny; dia nitsangana ilay zandriny ka nandry taminy; ary izy tsy nahafantatra izay nandriany, na izay nifohazany.