Genesis 19:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia samy nanana anaka tamin’ny rainy ny zanak’i Lota roa vavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary samy nanan-janaka tamin-drainy ny zanak’i Lôta roa vavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa bevohòka tamin-drainy ny zanak’i Lôta roa vavy.
Malagasy Bible 1865
Dia samy nanan'anaka tamin-drainao ny zanak'i Lota roa vavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia samy nanana anaka tamin’ny rainy ny zanak’i Lota roa vavy.
malagasy
Dia samy nanan'anaka tamin-drainao ny zanak'i Lota roa vavy.