Genesis 19:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niteraka zazalahy ny vavimatoa ka ny anarany nataony hoe Moaba; izy no rain’ny Moabita ankehitriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zokiny nitera-dahy izay nomeny anarana hoe Moaba, io no rain’ny Moabita mandraka androany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niteraka zazalahy ilay zokiny, ka ny anarany nataony hoe Môaba. Izy no razamben’ireto Môabita ankehitriny ireto.
Malagasy Bible 1865
Dia niteraka zazalahy ny vavimatoa, ka ny anarany nataony hoe Moaba; izy no rain'ny Moabita mandraka androany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niteraka zazalahy ny vavimatoa ka ny anarany nataony hoe Moaba; izy no rain’ny Moabita ankehitriny.
malagasy
Dia niteraka zazalahy ny vavimatoa, ka ny anarany nataony hoe Moaba; izy no rain'ny Moabita mandraka androany.Ary ny zandriny koa dia niteraka zazalahy ary ny anarany nataony hoe Benamy; izy kosa no rain'ny taranak'i Amona mandraka androany.