Genesis 19:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny zandriny koa dia niteraka zazalahy ka ny anarany nataony hoe Beny-Amỳ, na ny zanaky ny fireneko; izy kosa no rain’ny taranak’i Amona ankehitriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zandriny koa nitera-dahy izay nomeny anarana hoe Benamy; io kosa no rain’ny taranak’i Amôna mandraka androany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niteraka zazalahy ihany koa ilay zandriny, ka ny anarany nataony hoe Bena-Hamy. Izy no razamben’ireto Hamônita ankehitriny ireto.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zandriny koa dia niteraka zazalahy ary ny anarany nataony hoe Benamy; izy kosa no rain'ny taranak'i Amona mandraka androany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny zandriny koa dia niteraka zazalahy ka ny anarany nataony hoe Beny-Amỳ, na ny zanaky ny fireneko; izy kosa no rain’ny taranak’i Amona ankehitriny.
malagasy
Ary ny zandriny koa dia niteraka zazalahy ary ny anarany nataony hoe Benamy; izy kosa no rain'ny taranak'i Amona mandraka androany.