Genesis 19:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niantso an’i Lota izy ireo ka niteny taminy hoe: Aiza ireo lehilahy vao tonga tato aminao izao alina izao? Asaivo mankaty aminay izy mba hahalalanay azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niantso an’i Lôta izy ireo, ka nanao taminy hoe: «Aiza ireo lehilahy niditra tato aminao izao alina izao? Avoahy ho aty aminay ireo hahalalanay azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niantso an’i Lôta ireo ka nanao taminy hoe: –Aiza ireo lehilahy tonga teto aminao izao hariva izao? Avoahy atỳ izy hanaovanay firaisana.
Malagasy Bible 1865
dia niantso an'i Lota izy ireo ka nanao taminy hoe: Aiza ireo lehilahy vao tonga tato aminao izao alina izao? avoahy ho atỳ aminay izy hahalalanay azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niantso an’i Lota izy ireo ka niteny taminy hoe: Aiza ireo lehilahy vao tonga tato aminao izao alina izao? Asaivo mankaty aminay izy mba hahalalanay azy.
malagasy
dia niantso an'i Lota izy ireo ka nanao taminy hoe: Aiza ireo lehilahy vao tonga tato aminao izao alina izao? avoahy ho atỳ aminay izy hahalalanay azy.