Genesis 19:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nivoaka ny varavarana i Lota hankeo amin’izy ireo ka nanakatona ny varavarana tao aorianany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nivoaka ho any amin’izy ireo teo am-baravarana i Lôta, ka nakatony avy eo ivohony ny varavarana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nivoaka nankeo an-tokonana i Lôta, ka nanakatona ny varavarana teo ivohony,
Malagasy Bible 1865
Dia nivoaka teo am-baravarana Lota hankeo aminy, ka nakatony ny varavarana teo ivohony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nivoaka ny varavarana i Lota hankeo amin’izy ireo ka nanakatona ny varavarana tao aorianany.
malagasy
Dia nivoaka teo am-baravarana Lota hankeo aminy, ka nakatony ny varavarana teo ivohony;