Genesis 2:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izao no tantaran’ny lanitra sy ny tany tamin’ny nahariana azy, dia tamin’ny andro nanaovan’NY TOMPO Andriamanitra ny tany sy ny lanitra:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no tantaran’ny lanitra sy ny tany, rehefa voaary izy, rehefa vitan’i Iaveh Andriamanitra ny tany sy ny lanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no tantaran’ny lanitra sy ny tany tamin’ny naharian’Andriamanitra azy. Fony nanao ny tany sy ny lanitra ny TOMPO Andriamanitra,
Malagasy Bible 1865
Ary izao no tantaran'ny lanitra sy ny tany tamin'ny namoronana azy, dia tamin'ny nanaovan'i Jehovah Andriamanitra ny tany sy ny lanitra:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izao no tantaran’ny lanitra sy ny tany tamin’ny nahariana azy, dia tamin’ny andro nanaovan’NY TOMPO Andriamanitra ny tany sy ny lanitra:
malagasy
[Ny saha tao Edena, sy ny toetry ny olombelona fony tsy mbola nanota izy] Ary izao no tantaran'ny lanitra sy ny tany tamin'ny namoronana azy, dia tamin'ny nanaovan'i Jehovah Andriamanitra ny tany sy ny lanitra: