Genesis 20:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifindra niala teo i Abrahama ka nankany Negeva, ary nitoetra teo anelanelan’i Kadesy sy Sora izy, avy eo dia nivahiny tao Gerara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nifindra niala teo i Abrahama, dia nankany amin’ny faritany atsimo, ka nonina teo anelanelan’i Kadesa sy i Sora, ary nitoetra kelikely tao Jerara izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niala teo i Abrahama nankany amin’ny faritany atsimo, ka nonina tao anelanelan’i Kadesy sy i Soro, ary nivahiny tao Gerara.
Malagasy Bible 1865
Dia nifindra niala teo Abrahama nankany amin'ny tany atsimo ka nitoetra teo anelanelan'i Kadesy sy Sora ary nivahiny tao Gerara izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifindra niala teo i Abrahama ka nankany Negeva, ary nitoetra teo anelanelan’i Kadesy sy Sora izy, avy eo dia nivahiny tao Gerara.
malagasy
[Ny nivahinian'i Abrahama tao Gerara] Dia nifindra niala teo Abrahama nankany amin'ny tany atsimo ka nitoetra teo anelanelan'i Kadesy sy Sora ary nivahiny tao Gerara izy.