Genesis 20:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Abrahama: Satria hoy aho hoe: Tsy misy fahatahorana an’Andriamanitra na dia kely aza amin’ity tany ity ka hovonoin’ny olona aho noho ny amin’ny vadiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no navalin’i Abrahama: «Hoy aho anakampoko: Tsy misy tahotra an’Andriamanitra kely akory angamba amin’ity tany ity, ka hovonoin’ny olona aho, noho ny amin’ny vadiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namaly kosa i Abrahama hoe: –Nihevitra anakampo aho fa tsy misy olona matahotra an’Andriamanitra amin’ity toerana ity, koa hovonoin’ireo aho noho ny amin’ny vadiko.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Abrahama: Satria hoy izaho: Tsy misy fahatahorana an'Andriamanitra tokoa amin'ity tany ity, ka hovonoin'ny olona aho noho ny amin'ny vadiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Abrahama: Satria hoy aho hoe: Tsy misy fahatahorana an’Andriamanitra na dia kely aza amin’ity tany ity ka hovonoin’ny olona aho noho ny amin’ny vadiko.
malagasy
Dia hoy Abrahama: Satria hoy izaho: Tsy misy fahatahorana an'Andriamanitra tokoa amin'ity tany ity, ka hovonoin'ny olona aho noho ny amin'ny vadiko.