Genesis 20:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa anabaviko ihany tokoa izy, satria zanakavavin’ny raiko fa tsy mba zanakavavin’ny reniko; dia nanambady azy aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sady anabaviko ihany tokoa izy, saingy zanak’idada, fa tsy zanak’ineny, ka dia novadiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Marina ihany anefa fa anabaviko izy, iray ray izahay; saingy tsy iray reny amiko izy, ka izany no nahatonga azy ho vadiko.
Malagasy Bible 1865
Nefa anabaviko ihany tokoa izy, satria zanakavavin'ny raiko, fa tsy mba zanakavavin'ny reniko; ka dia nanambady azy aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa anabaviko ihany tokoa izy, satria zanakavavin’ny raiko fa tsy mba zanakavavin’ny reniko; dia nanambady azy aho.
malagasy
Nefa anabaviko ihany tokoa izy, satria zanakavavin'ny raiko, fa tsy mba zanakavavin'ny reniko; ka dia nanambady azy aho.