Genesis 20:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary naka ondry, omby, mpanompolahy ary mpanompovavy, i Abimeleka ka nomeny an’i Abrahama ireny sady naveriny taminy i Saraha vadiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naka omby sy ondry sy ankizy lahy aman’ankizy vavy i Abimeleka ka nomeny an’i Abrahama, ary i Sarà vadiny naveriny taminy koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia naka ondry sy osy aman’omby ary mpanompolahy sy mpanompovavy i Abimelèka, ka nomeny an’i Abrahama; naveriny taminy koa i Sarà vadiny.
Malagasy Bible 1865
Ary Abimeleka naka ondry sy omby sy ankizilahy ary ankizivavy, ka nomeny an'i Abrahama ireny; ary Saraha vadiny dia naveriny teo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary naka ondry, omby, mpanompolahy ary mpanompovavy, i Abimeleka ka nomeny an’i Abrahama ireny sady naveriny taminy i Saraha vadiny.
malagasy
Ary Abimeleka naka ondry sy omby sy ankizilahy ary ankizivavy, ka nomeny an'i Abrahama ireny; ary Saraha vadiny dia naveriny teo aminy.