Genesis 20:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nifona tamin’Andriamanitra i Abrahama; ary Andriamanitra nahasitrana an’i Abimeleka sy ny vadiny mbamin’ireo mpanompovaviny, dia niteraka izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nifona tamin’Andriamanitra i Abrahama dia nositranin’Andriamanitra i Abimeleka sy ny vadiny ama-mpanompovaviny, ka niteraka ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataon’ny TOMPO momba koa ny vehivavy rehetra tao an-tranon’i Abimelèka noho ilay raharahan’i Sarà vadin’i Abrahama. Dia nivavaka tamin’Andriamanitra i Abrahama; koa nositranin’Andriamanitra i Abimelèka sy ny vadiny ary ireo mpanompovaviny, ka afa-niteraka indray.
Malagasy Bible 1865
Ary Abrahama dia nifona tamin'Andriamanitra; ary Andriamanitra nahasitrana an'i Abimeleka sy ny vadiny mbamin'ny mpanompovaviny; dia niteraka izy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nifona tamin’Andriamanitra i Abrahama; ary Andriamanitra nahasitrana an’i Abimeleka sy ny vadiny mbamin’ireo mpanompovaviny, dia niteraka izy ireo.
malagasy
Ary Abrahama dia nifona tamin'Andriamanitra; ary Andriamanitra nahasitrana an'i Abimeleka sy ny vadiny mbamin'ny mpanompovaviny; dia niteraka izy ireo.Fa Jehovah efa nahamomba tokoa ny vehivavy rehetra tamin'ny ankohonan'i Abimeleka noho ny amin'i Saraha, vadin'i Abrahama.