Genesis 20:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny filazan’i Abrahama an’i Saraha vadiny dia hoe: Anabaviko izy. Koa nandefa iraka haka an’i Saraha i Abimeleka, mpanjakan’i Gerara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Sarà vadiny no lazain’i Abrahama hoe: «Anabaviko io.» Naniraka olona haka an’i Sarà i Abimeleka mpanjakan’i Jerara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nolazain’i Abrahama fa anabaviny i Sarà vadiny; koa naniraka haka an’i Sarà i Abimelèka, mpanjakan’i Gerara.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny filazan'i Abrahama an'i Saraha vadiny: Anabaviko izy; dia naniraka Abimeleka, mpanjakan'i Gerara, nampaka an'i Saraha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny filazan’i Abrahama an’i Saraha vadiny dia hoe: Anabaviko izy. Koa nandefa iraka haka an’i Saraha i Abimeleka, mpanjakan’i Gerara.
malagasy
Ary hoy ny filazan'i Abrahama an'i Saraha vadiny: Anabaviko izy; dia naniraka Abimeleka, mpanjakan'i Gerara, nampaka an'i Saraha.