Genesis 20:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Andriamanitra nankeo amin’i Abimeleka tamin’ny nofy nony alina ka niteny taminy hoe: Indro, ho faty ianao noho ny vehivavy izay nalainao, fa vadin’olona io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga tamin’i Abimeleka tamin’ny nofy anefa Andriamanitra nony alina, ka nanao taminy hoe: «Indro ho faty ianao, noho ny amin’ny vehivavy nalainao, fa vadin’olona izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niseho nofy tamin’i Abimelèka anefa Andriamanitra nony alina ka nanao taminy hoe: –Indro ho faty ianao noho ny amin’ny vehivavy izay nalainao, fa manam-bady izy io.
Malagasy Bible 1865
Fa Andriamanitra nankeo amin'i Abimeleka, tamin'ny nofy nony alina, ka nanao taminy hoe: Indro, fa ho faty ianao noho ny vehivavy izay nalainao, fa vadin'olona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Andriamanitra nankeo amin’i Abimeleka tamin’ny nofy nony alina ka niteny taminy hoe: Indro, ho faty ianao noho ny vehivavy izay nalainao, fa vadin’olona io.
malagasy
Fa Andriamanitra nankeo amin'i Abimeleka, tamin'ny nofy nony alina, ka nanao taminy hoe: Indro, fa ho faty ianao noho ny vehivavy izay nalainao, fa vadin'olona izy.