Genesis 20:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mbola nanakaiky azy anefa i Abimeleka ka hoy izy: Tompo ô, hovonoinao koa va izay firenena marina?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola tsy nikasika an-dravehivavy anefa i Abimeleka ka namaly hoe: «Tompo ô, hovonoinao va ny olona na dia tsy manan-tsiny aza?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Abimelèka anefa tsy mbola nanatona akaiky an-dravehivavy akory, ka nilaza hoe: –Tompo ô, moa haringanao koa va ny tenako sy ny fireneko na dia tsy diso aza izahay?
Malagasy Bible 1865
Fa Abimeleka anefa tsy mbola nanakaiky azy, ka hoy izy: Tompo ô, hovonoinao koa va izay firenena marina?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mbola nanakaiky azy anefa i Abimeleka ka hoy izy: Tompo ô, hovonoinao koa va izay firenena marina?
malagasy
Fa Abimeleka anefa tsy mbola nanakaiky azy, ka hoy izy: Tompo ô, hovonoinao koa va izay firenena marina?