Genesis 20:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy Ralehilahy va no nilaza tamiko hoe: Anabaviko izy? Ary Ravehivavy koa dia nilaza hoe: Anadahiko izy. Koa tamin’ny fahatsoran’ny foko sy ny fahadiovan’ny tanako no nanaovako izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa tsy nolazainy tamiko hoe: Anabaviko io? Ary ravehivavy koa nilaza tamiko hoe: Anadahiko izy. Ary fo mahitsy sy tanana madio no nanaovako izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa tsy Abrahama va no nilaza tamiko an’i Sarà hoe anabaviny? Ary moa tsy ravehivavy io va no nilaza tamiko an’i Abrahama hoe anadahiny? Koa tamin’ny fo tsotra sy tanana madio no nanaovako izany.
Malagasy Bible 1865
Tsy ralehilahy va no nilaza tamiko hoe: Anabaviko izy? ary ravahivavy koa nanao hoe: Anadahiko izy; koa tamin'ny fahatsoran'ny foko sy ny fahadiovan'ny tanako no nanaovako izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy Ralehilahy va no nilaza tamiko hoe: Anabaviko izy? Ary Ravehivavy koa dia nilaza hoe: Anadahiko izy. Koa tamin’ny fahatsoran’ny foko sy ny fahadiovan’ny tanako no nanaovako izao.
malagasy
Tsy ralehilahy va no nilaza tamiko hoe: Anabaviko izy? ary ravahivavy koa nanao hoe: Anadahiko izy; koa tamin'ny fahatsoran'ny foko sy ny fahadiovan'ny tanako no nanaovako izany.