Genesis 20:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Andriamanitra taminy, tamin’ny nofy: Eny ary, fantatro ihany fa tamin’ny fahatsoran’ny fonao no nanaovanao izany; ary Izaho koa dia niaro anao mba tsy hanota Amiko. Koa izay no tsy namelako anao hikasika azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy Andriamanitra taminy tamin’ny nofy: «Izaho koa mahalala fa fo mahitsy no nanaovanao izany; izay no niarovako anao tsy hanota amiko. Ka tsy navelako hikasika azy ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola tamin’io nofy io ihany no nilazan’Andriamanitra tamin’i Abimelèka hoe: –Izaho koa dia mahalala fa tamin’ny fo tsotra no nanaovanao izany. Izaho ihany koa no nisakana anao tsy hanota amiko. Izany no tsy namelako anao hikasika azy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Andriamanitra taminy tamin'ny nofy: Eny ary, fantatro ihany fa tamin'ny fahatsoran'ny fonao no nanaovanao izany; ary Izaho kosa dia niaro anao mba tsy hanota amiko; koa izany no tsy namelako anao hanendry azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Andriamanitra taminy, tamin’ny nofy: Eny ary, fantatro ihany fa tamin’ny fahatsoran’ny fonao no nanaovanao izany; ary Izaho koa dia niaro anao mba tsy hanota Amiko. Koa izay no tsy namelako anao hikasika azy.
malagasy