Genesis 20:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, avereno ny vadin-dRalehilahy, fa mpaminany izy ka hifona ho anao, dia ho velona ianao. Fa raha tsy averinao izy, aoka ho fantatrao fa ho faty tokoa ianao, dia ianao mbamin’izay rehetra mety ho anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny avereno ny vadin’io lehilahy io, fa mpaminany izy, ka hivavaka ho anao, dia ho velona ianao. Fa raha tsy averinao io, fantaro fa ho faty mihitsy ianao, dia ianao mbamin’izay rehetra ambanin’ny fahefanao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ankehitriny avereno amin’ny vadiny ravehivavy. Mpaminany izy ka hivavaka ho anao, dia tsy ho faty ianao. Fa raha tsy averinao kosa izy, dia fantaro fa ho faty tokoa ianao sy izay rehetra anao.
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny avereno ny vadin-dralehilahy, fa mpaminany izy ka hifona ho anao, dia ho velona ianao; fa raha tsy averinao izy, aoka ho fantatrao fa ho faty tokoa ianao, dia ianao mbamin'izay rehetra mety ho anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, avereno ny vadin-dRalehilahy, fa mpaminany izy ka hifona ho anao, dia ho velona ianao. Fa raha tsy averinao izy, aoka ho fantatrao fa ho faty tokoa ianao, dia ianao mbamin’izay rehetra mety ho anao.
malagasy