Genesis 20:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifoha vao maraina i Abimeleka ka niantso ny mpanompony tsy an-kanavaka ary nanambara izany rehetra izany teo anatrehan’ireo, dia raiki-tahotra indrindra ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao maraina dia nantsoin’i Abimeleka avokoa ny mpanompony ary nolazainy taminy izany rehetra izany; ka raiki-tahotra mafy ireo olona ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nifoha vao maraina be i Abimelèka, ka niantso ny mpanompony rehetra ary nanambara ny zavatra rehetra taminy; dia raiki-tahotra mafy ireo olona ireo.
Malagasy Bible 1865
Dia nifoha maraina koa Abimeleka ka niantso ny mpanompony rehetra ary nanambara izany rehetra izany teo anatrehany; ka dia raiki-tahotra indrindra ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifoha vao maraina i Abimeleka ka niantso ny mpanompony tsy an-kanavaka ary nanambara izany rehetra izany teo anatrehan’ireo, dia raiki-tahotra indrindra ny olona.
malagasy
Dia nifoha maraina koa Abimeleka ka niantso ny mpanompony rehetra ary nanambara izany rehetra izany teo anatrehany; ka dia raiki-tahotra indrindra ny olona.