Genesis 20:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampaka an’i Abrahama i Abimeleka ka niteny taminy hoe: Inona izao nataonao taminay izao, ary inona no ratsy nataoko taminao, no dia nahatonga heloka lehibe tamiko sy tamin’ny fanjakako ianao? Zavatra izay tsy fanao no nataonao tamiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nantsoin’i Abimeleka koa i Abrahama ka hoy izy taminy: «Inona izao nataonao taminay izao? Inona no tsy mety nataoko taminao no dia nampiditra heloka be vava tamiko sy tamin’ny fanjakako ianao? Zavatra tsy fanao mihitsy izao nataonao tamiko izao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampiantso an’i Abrahama i Abimelèka, ka nanao taminy hoe: –Inona izao nataonao anay izao? Inona no fahotana nataoko taminao no dia saika nampidiranao heloka lehibe toy izao ny tenako sy ny fanjakako? Zavatra tsy fanao no nataonao tamiko.
Malagasy Bible 1865
Ary Abimeleka dia nampaka an'i Abrahama ka nanao taminy hoe: Inona izao nataonao taminay izao? ary inona izao ratsy nataoko taminao izao no dia nahatonga heloka lehibe tamiko sy tamin'ny fanjakako ianao? zavatra izay tsy tokony hatao no nataonao tamiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampaka an’i Abrahama i Abimeleka ka niteny taminy hoe: Inona izao nataonao taminay izao, ary inona no ratsy nataoko taminao, no dia nahatonga heloka lehibe tamiko sy tamin’ny fanjakako ianao? Zavatra izay tsy fanao no nataonao tamiko.
malagasy