Genesis 21:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO namangy an’i Saraha araka ilay efa nolazainy. Araka izay rehetra efa noteneniny no nataon’NY TOMPO tamin’i Saraha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namangy an’i Sarà i Iaveh araka ilay efa voalazany, notanterahin’i Iaveh tamin’i Sarà ny efa nampanantenainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitahy an’i Sarà ny TOMPO ka notanterahiny taminy tokoa izay nampanantenainy.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah namangy an'i Saraha araka ilay efa nolazainy, ary dia nataon'i Jehovah tamin'i Saraha araka ilay efa noteneniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO namangy an’i Saraha araka ilay efa nolazainy. Araka izay rehetra efa noteneniny no nataon’NY TOMPO tamin’i Saraha.
malagasy
[Ny nahaterahan'Isaka, sy ny nandroahana an'i Hagara mianaka] Ary Jehovah namangy an'i Saraha araka ilay efa nolazainy, ary dia nataon'i Jehovah tamin'i Saraha araka ilay efa noteneniny.