Genesis 21:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy tamin’i Abrahama: Roahy io mpanompovavy io sy ny zanany, fa ny zanak’io mpanompovavy io dia tsy hiray lova amin’Isaka zanako!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy izy tamin’i Abrahama: «Roahy io andevovavy io sy ny zanany; fa ny zanak’io andevovavy io dia tsy mahazo miray lova amin’ny zanako, amin’i Isaaka.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hoy i Sarà tamin’i Abrahama: –Roahy io mpanompovavy io sy ny zanany, satria tsy tokony handova miaraka amin’i Itsehàka zanako ny zanany.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy tamin'i Abrahama: Roahy io andevovavy io sy ny zanany; fa ny zanak'io andevovavy io tsy hiray lova amin'ny zanako, dia amin'Isaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy tamin’i Abrahama: Roahy io mpanompovavy io sy ny zanany, fa ny zanak’io mpanompovavy io dia tsy hiray lova amin’Isaka zanako!
malagasy
Dia hoy izy tamin'i Abrahama: Roahy io andevovavy io sy ny zanany; fa ny zanak'io andevovavy io tsy hiray lova amin'ny zanako, dia amin'Isaka.