Genesis 21:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahatezitra be an’i Abrahama anefa izany teny izany noho ny amin’ny zanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampalahelo mafy an’i Abrahama izany teny izany, noho ny amin’ny zanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampalahelo an’i Abrahama loatra izany teny izany, satria zanany koa i Jismahela.
Malagasy Bible 1865
Fa ratsy teo imason'i Abrahama indrindra izany teny izany noho ny amin'ny zanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahatezitra be an’i Abrahama anefa izany teny izany noho ny amin’ny zanany.
malagasy
Fa ratsy teo imason'i Abrahama indrindra izany teny izany noho ny amin'ny zanany.