Genesis 21:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa ny zanak’ilay mpanompovavy koa dia hataoko firenena satria naterakao ihany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanefa hotongaviko firenena ihany koa ny zanaky ny andevovavinao, satria terakao izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa ilay zanakalahin’ny mpanompovavinao koa dia hataoko tonga firenena, satria taranakao izy.
Malagasy Bible 1865
Nefa ny zanaky ny andevovavy kosa dia hataoko ho firenena, satria terakao ihany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa ny zanak’ilay mpanompovavy koa dia hataoko firenena satria naterakao ihany izy.
malagasy
Nefa ny zanaky ny andevovavy kosa dia hataoko ho firenena, satria terakao ihany izy.