Genesis 21:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa lany ny rano tao amin’ny siny hoditra dia nariany teo am-pototry ny hazo iray ny zaza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony lany ny rano tamin’ilay siny hoditra, dia nariany teo am-poto- kazo kely anankiray ny zaza;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tapitra ny rano tao amin’ny siny hoditra, dia navelan’i Hagara teo am-pototry ny hazo iray ny zaza;
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa lany ny rano tao amin'ny siny hoditra, dia nariany teo ampototry ny hazo kely anankiray ny zaza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa lany ny rano tao amin’ny siny hoditra dia nariany teo am-pototry ny hazo iray ny zaza.
malagasy
Ary rehefa lany ny rano tao amin'ny siny hoditra, dia nariany teo ampototry ny hazo kely anankiray ny zaza.