Genesis 21:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampahiratin’Andriamanitra ny mason’i Hagara ka nahita lavaka fantsakana izy; lasa nankeo izy, nameno rano ny siny hoditra ka nampisotro rano ny zaza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nampahiratin’Andriamanitra ny mason’i Agara, nahita lavaka fantsakana izy, ary nofenoiny rano tao ny siny hoditra, dia nampisotroiny ny zaza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nataon’Andriamanitra nahiratra ny mason’i Hagara, ka nahatazana lavaka fantsakana. Dia lasa izy nameno rano ny siny hoditra ary nampisotro rano ny zaza.
Malagasy Bible 1865
Dia nampahiratin'Andriamanitra ny mason'i Hagara, ka nahita lavaka fantsakana izy; ary lasa izy, dia nameno rano ny siny hoditra ka nampisotro rano ny zaza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampahiratin’Andriamanitra ny mason’i Hagara ka nahita lavaka fantsakana izy; lasa nankeo izy, nameno rano ny siny hoditra ka nampisotro rano ny zaza.
malagasy
Dia nampahiratin'Andriamanitra ny mason'i Hagara, ka nahita lavaka fantsakana izy; ary lasa izy, dia nameno rano ny siny hoditra ka nampisotro rano ny zaza.