Genesis 21:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nomban’Andriamanitra ny zaza ka nitombo; nonina tany an-tany efitra izy ka nony efa lehibe dia tonga mpandefa tsipìka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nomban’Andriamanitra ny zaza, ka nihalehibe; ary nonina tany an’efitra izy, sy tonga mpandefa tsipìka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nombàn’Andriamanitra ny zaza ka nihalehibe, ary nonina tany an-taniefitra ka lasa mpandefa tsipîka mahay.
Malagasy Bible 1865
Ary nomban'Andriamanitra ny zaza. dia nitombo izy; ary nonina tany an-efitra izy ka nony efa lehibe dia tonga mpandefa tsipìka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nomban’Andriamanitra ny zaza ka nitombo; nonina tany an-tany efitra izy ka nony efa lehibe dia tonga mpandefa tsipìka.
malagasy
Ary nomban'Andriamanitra ny zaza. dia nitombo izy; ary nonina tany an-efitra izy ka nony efa lehibe dia tonga mpandefa tsipìka.