Genesis 21:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany i Abimeleka sy i Pikola, komandin’ny miaramilany, dia niteny tamin’i Abrahama hoe: Omban’Andriamanitra ianao amin’izay rehetra ataonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany andro izany, i Abimeleka narahin’i Fikôla, filohan’ny tafiny, niteny tamin’i Abrahama hoe: «Omban’Andriamanitra ianao amin’izay rehetra ataonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany fotoana izany dia nankany amin’i Abrahama i Abimelèka, niaraka tamin’i Pikôla lehiben’ny tafiny, ka nanao taminy hoe: –Homba anao anie Andriamanitra amin’izay rehetra hataonao.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany andro izany Abimeleka sy Pikola, komandin'ny miaramilany, dia niteny tamin'i Abrahama ka nanao hoe: Omban'Andriamanitra ianao amin'izay re­hetra ataonao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany i Abimeleka sy i Pikola, komandin’ny miaramilany, dia niteny tamin’i Abrahama hoe: Omban’Andriamanitra ianao amin’izay rehetra ataonao.
malagasy
[Ny fanekena nataon'i Abrahama sy Abimeleka] Ary tamin'izany andro izany Abimeleka sy Pikola, komandin'ny miaramilany, dia niteny tamin'i Abrahama ka nanao hoe: Omban'Andriamanitra ianao amin'izay re­hetra ataonao;