Genesis 21:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, ianiano amin’Andriamanitra aho fa tsy hamitaka ahy na ny zanako na ny taranako ianao; fa araka ny soa izay nataoko taminao no mba hataonao amiko sy amin’ny tany izay ivahiniananao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mianiàna amiko eto, amin’ny anaran’Andriamanitra fa tsy hamitaka ahy, na ny zanako, na ny zafikeliko ianao, fa ho araka ny soa nataoko taminao no mba hataonao amiko sy amin’ity tany onenanao ity koa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny ianiano amin’Andriamanitra aho fa tsy hamadika ahy na ny zanako na ny taranako ianao. Fa ho tahaka ny soa izay nataoko taminao no hataonao amiko sy amin’ity tany izay ivahinianao ity.
Malagasy Bible 1865
koa ankehitriny ianiano amin'Andriamanitra aho fa tsy hamitaka ahy na ny zanako na ny taranako ianao; fa araka ny soa izay efa nataoko taminao no mba ataovy amiko sy amin'ny tany izay ivahinianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, ianiano amin’Andriamanitra aho fa tsy hamitaka ahy na ny zanako na ny taranako ianao; fa araka ny soa izay nataoko taminao no mba hataonao amiko sy amin’ny tany izay ivahiniananao.
malagasy
koa ankehitriny ianiano amin'Andriamanitra aho fa tsy hamitaka ahy na ny zanako na ny taranako ianao; fa araka ny soa izay efa nataoko taminao no mba ataovy amiko sy amin'ny tany izay ivahinianao.