Genesis 21:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nananatra an’i Abimeleka i Abrahama noho ny lavaka fantsakana iray izay nalain’ny mpanompon’i Abimeleka an-keriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanome tsiny an’i Abimeleka anefa i Abrahama, fa nisy lavaka fantsakana anankiray nanaovan’ny mpanompony an-keriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nitarainan’i Abrahama i Abimelèka noho ilay lavaka fantsakana nalain’ireo mpanompon’i Abimelèka an-keriny.
Malagasy Bible 1865
Ary Abrahama nananatra an'i Abimeleka noho ny lavaka fantsakana anankiray izay efa nalain'ny mpanompon'i Abimeleka an-keriny
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nananatra an’i Abimeleka i Abrahama noho ny lavaka fantsakana iray izay nalain’ny mpanompon’i Abimeleka an-keriny.
malagasy
Ary Abrahama nananatra an'i Abimeleka noho ny lavaka fantsakana anankiray izay efa nalain'ny mpanompon'i Abimeleka an-keriny